| Entry | 1 feno hipoka |
| Elementary words | 2 feno, 3 hipoka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [1.1] |
| Explanations in English |
6 jammed full [1.7] |
| Explanations in French |
7 bondé [1.8] |
| Examples |
8 Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana.
[2.470#51]
9 feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649] |
| Updated on 2025/09/12 |
|